| Entry | 1 tinety |
| Root | 2 tety |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1] |
| Explanations in French |
5 Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699] |
| Examples |
6 indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny;
[2.472#221]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 voatety |
| Updated on 2025/09/12 |
|