| Entry | 1 fitetezana |
| Root | 2 tety |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|