Entry jabora
Part of speech noun
Malagasy definition Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
¶ Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [Rajemisa 1985]
English definition beef tallow [Hallanger 1973]
French definition  [Tankarana] suif. [David 1952 (takila J)]
 suif [Hallanger 1974]
Malagasy definition menaka azo avy amin'ny biby [SLP 1986]
French definition graisse, suif [SLP 1986]
Quotes 

Entry jabora
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana hala maitsomaitso [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2017/03/10