Entry hia
Part of speech noun
Malagasy definition Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [Rajemisa 1985]
English definition leanness [Hallanger 1973]
French definition maigreur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ténuité [Abinal 1888]
Derivations 
Antonyms 

Entry hia
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] pluie qui ne cesse de tomber. [David 1952 (takila I)]
Vocabulary 

Entry hia
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [Rajemisa 1985]

2017/03/10