|
|
|
|

Entry (1/2)1  taona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?.
4 Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray. [1.1]
Explanations in English  5 the year; a season. [1.7]
Explanations in French  6 année. [1.3#681, 1.8, 1.13]
7 les saisons de l'année. [1.3#681]
8 saison. [1.8]
Examples  9  Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3#681]
10  taonam-betsovetso mamy [2.817]
11  Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445#56]
12  Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117#123]
13  Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356#73]
14  Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606#85]
15  Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356#86]
Morphology 
16  Simple :
Vocabulary  17  Time
All compound words  18  49 combinations of this word
Proverbs  19  Proverbs containing that word
Article  20 Randzavola: taona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)21  taona
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa.
24 Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena. [1.1]
Explanations in French  25 action de porter d'un lieu à un autre.
26 action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter. [1.3#681]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Anagrams  37 antao, 38 atano, 39 atona, 40 tanoa, 41 taona

Updated on 2025/11/11