|
|
|
|

Entry1  taomina
Root  2  taona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto
Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 Amonita, 10 manaito, 11 mañatoy, 12 manitoa, 13 Maonita, 14 maotina, 15 miantoa, 16 mitanoa, 17 mitaona, 18 tamoina, 19 taomina

Updated on 2025/09/12