|
|
|
|

Entry1  fitaomana
Root  2  taona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity
fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1]
Explanations in French  5  action de charrier, encouragement [1.3]
All compound words 

Anagrams  9 famatoañy, 10 fitaomana, 11 manafitoa

Updated on 2025/09/12