|
|
|
|

Entry1  fitaona
Root  2 taona
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitaona na mitondra zavatra hangonin, na mitarika mba hiaraka hanao zavatra iray
5 Azo taomina [1.1]

Anagrams  6 afotany, 7 atonafy, 8 fanitoa, fitaona, 9 fitoana, 10 ifantao, 11 tafinoa

Updated on 2025/09/12