Entry bado
Part of speech adjective
Malagasy definition Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [Rajemisa 1985]
English definition stupid; illiterate [Hallanger 1973]
French definition qui a l'esprit obtus, un peu bête [Abinal 1888]
 stupide; illettré [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [Callet: Tantara, page 600]
2Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]
Quotes 

Entry bado
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [David 1952 (takila B)]
Vocabulary 
Quotes 

2017/03/10