|
|
|
|

Entry (1/6)1  tsipika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1]
Explanations in English  4 a straight line; a ruler [1.7]
Explanations in French  5 trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
6 tiret [1.5]
7 barre [1.13]
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
All compound words  11  45 combinations of this word

Entry (2/6)12  tsika
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Tontam-boalavo
15 Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1]
16 fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  17 arc
18 ratière à ressort
19 morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3]
Examples  20  Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
21  Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
All compound words  22 reny tsipìka
Article  23 Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entry (3/6)24  tsipika
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26 Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1]
Explanations in French  27 saut [1.3, 1.5, 1.196]
28 éclat [1.3, 1.5]
29 sautillement [1.3, 1.196]
30 éclaboussure [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Adjectives :
All compound words  34 tsipi-drora

Entry (4/6)35  tsipika
Part of speech  36  adjective
Explanations in Malagasy  37 Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1]
Explanations in French  38 plein, comble [1.3]
Synonyms  39 jibika

Entry (5/6)40  tsipika
Part of speech  41  noun
Explanations in French  42 (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina] [1.196]
Vocabulary  43  Botany
Scientific name 

Entry (6/6)45  Tsipika
Part of speech  46  name (institution) [Full list]
Vocabulary  47  Publishers, newspapers
Madagascar Catalog 
48 Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
49 Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
50 Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
51 Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
52 Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
53 Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
54 Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
55 Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
56 Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrams  57 pakitsy, 58 pitsika, 59 Tsipika, tsipika, tsipìka

Updated on 2025/11/17