| Entry | 1 mitambitamby |
| Root | 2 tambitamby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to curry favour, to caress, to ingratiate oneself [1.2] |
| Explanations in French |
6 se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces [1.3] |
| Examples |
7 Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|