| Entry | 1 anambatambazana |
| Root | 2 tambitamby |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in French |
4 [1.3#659] |
| Examples |
5 Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza
[2.470]
6 Ny tena anton' ity tamin' ny Hebreo dia toy ny "nofon-kena mitam-pihavanana", tahaka ilay fanomezana nanambatambazan' i Jakoba an' i Esao [1.38] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|