Entry (1/2) | 1 sokatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 22 sokatra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1] |
Explanations in English |
25 a turtle or tortoise [1.7] |
Explanations in French |
26 petite tortue [1.54] 27 tortue [1.8] |
Examples |
28 Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina.
[2.508#17]
29 Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48] |
All compound words |
|
Vocabulary | 32 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 33 fano, kapiky, sokabe |
Anagrams | 34 koartsa, 35 kosatra, 36 rotsaka, 37 satroka, 38 sokatra, 39 trosaka, 40 tsoraka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |