| Entry | 1 fisokafana |
| Root | 2 sokatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina. .
5 Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity. . 6 Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. . 7 Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. . [1.1] |
| Updated on 2025/11/11 |
|