|
|
|
|

Entry (1/2)1  manokatra
Root  2  sokatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1]
5  mamoha [Taisaka] [1.78]
6  (manôkatra) mamoha [1.78]
Explanations in English  7  same as mamokatra. [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mañokatra
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  mamoaka avy ao andavaka, mamadika [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  15 manakòtra, manakotra, 16 manatroka, 17 manokatra, mañokatra, 18 manotraka

Updated on 2025/09/20