| Entry | 1 fanokafana |
| Root | 2 sokatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
5 Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo 6 Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona [1.1] |
| Anagrams | 7 fanafokana, 8 fanakofana, 9 fanokafana |
| Updated on 2025/09/12 |
|