| Entry | 1 ankatoavina |
| Root | 2 toa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
[1.1] 5 ekena [1.13] |
| Explanations in French |
6 Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur)
[1.3#704] 7 approuvé [1.13] |
| Examples |
8 Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
[1.369#]
9 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 anakanivato, ankatoavina |
| Updated on 2025/12/08 |
|