| Entry | 1 fankasitrahana |
| Root | 2 sitraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
5 Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny 6 Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] |
| Explanations in English |
7 thankfulness; a reward
[1.7] |
| Explanations in French |
8 approbation ; remerciement, gratitude
[1.8] |
| All compound words | 9 mari-pankasitrahana |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|