|
|
|
|

Entry 1  hasasarana
Root  2 sasatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao; havizanana [1.1]
Explanations in French  5 la fatigue: Manao ahoana ny hasasarana? (Comment va la fatigue?) Question que l'on fait aux voyageurs après le salut ordinaire. [1.3]
Combinations  6  4 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07