| Entry (1/2) | 1 sakana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
4 Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1] |
| Explanations in English |
5 something placed crosswise, a barrier
[1.7] |
| Explanations in French |
6 ce qu'on met de travers, barrière
[1.8] |
| Examples |
7 Mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
8 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 9 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 37 7 combinations of that word |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 39 sakana |
| Part of speech | 40 noun |
| Explanations in Malagasy |
41 tataom-baravarana
[Tanosy]
[1.78] |
| Anagrams | 42 ankasa, sakana, 43 sanàka |
| Updated on 2025/11/26 |
|