|
|
|
|

Entry (1/2)1  misakana
Root  2 sakana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana.
5 Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho.
6 Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray.
7 Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany.
8 Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy. [1.1]
Explanations in English  9 to hinder, to impede. [1.7]
Explanations in French  10 empêcher, faire obstacle. [1.8]
Examples  11  - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16  2 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2)18  misakàna
Root  19 sakana
Part of speech  20  imperative of active verb misakana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  21 kamasina, 22 mañakasy, 23 mañasaky, 24 mañisaka, 25 misakàna, misakana, 26 misanaka

Updated on 2025/11/12