| Entry | 1 fisakanana |
| Root | 2 sakana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby.
5 Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana. 6 Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|