Entry voasakana (sakana)
Part of speech   past participle
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [Abinal 1888]
Examples  
1Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [Randriamamonjy: Tantara, page 528]
2Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [Rahajarizafy: Kabary, page 75]
Morphology  
voasakana
voasakako
voasakanao
voasakany
voasakantsika
voasakanay
voasakanareo
voasakan'
voasakan-
voasakam-
voasaka-

Updated on 2017/07/03