| Entry | 1 sakanana |
| Root | 2 sakana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fefena:
5 Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany 6 Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: 7 Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona 8 Rarana: 9 Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra 10 Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: 11 Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy 12 Ajanona: 13 Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 18 sakanan-takatra |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|