| Entry (1/2) | 1 manakana |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 sakana |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany 9 [1.78] [Sihanaka] misakana 10 [1.78] [Tanala] [manakaña] misakana |
| Entry (2/2) | 11 manakàna |
| Part of speech | 12 imperative of active verb manakana [Full list] |
| Root | 13 sakana |
| Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
| Explanations in French |
15 [1.3] |
| Anagrams | 16 anakanam, manakàna, manakana, mañanaka, mananaka, namakana |
| Updated on 2025/08/10 |
|