Entry rasa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] anjara [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] fizaran-kena [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] zara na fizarana , anjara [Rakotosaona 1972]
   Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry rasa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] ahitra, tavony [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2013/03/16