Entry mirasa (rasa)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Voadidy: Hena efa nirasa ireo [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka, Tambahoaka] mizara [Rakotosaona 1972]
Morphology  
mirasa
nirasa
hirasa

Updated on 2010/05/14