Entry mandrasa (rasa)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mizara hena [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] mitetika, mizara [Rakotosaona 1972]
   Mandidy sy mitetika hena [Rajemisa 1985]
Morphology  
mandrasa
nandrasa
handrasa
mandrasà
Quotes  

Entry mandrasà (rasa)
Part of speech   imperative of active verb mandrasa [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/27