Entry rasaina (rasa)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity [Rajemisa 1985]
English translation   to be cut up, to be carved [Richardson 1885]
French translation   qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [Abinal 1888]
Examples   ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 78]
Morphology  
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
rasao
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2015/09/12