Entry tavony
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fonon' ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza. (Tsy maintsy alàna tsara tsy misy hamelana ny tavony na ahitra rehefa avy miteraka, fa raha tsy izany mety hankarary; araka ny fomban' ny foko sasany dia alevina any anaty tany ny tavony; avy amin' ireo toetra amam-pomba mikasika ny tavony ireo no nahatonga ny fombam-piteny toy ny hoe: Mandihy tsy afa-tavony: mifaly ambony ihany nefa mbola misy loza mananontanona; ny tany nahalatsahan' ny tavony: enti-milaza ny toerana nahaterahana) [Rajemisa 1985]
English translation   the afterbirth [Hallanger 1973]
French translation   placenta [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Analogy   ahitra ~ plasenta ~ zandrin-jaza

Entry tavony (tavona)
Part of speech   imperative of passive verb tavonana [list]
Examples   Tavony ny menaka ny mivonto [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/09/12