|
|
|
|

Entry (1/5)1  fody
Root  2 ody
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha. [1.1]
Explanations in French  5 retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat. [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  14 atodimpody

Entry (2/5)15  fody
Root  16 ody
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18 Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra). [1.1]
Explanations in French  19 manière de retourner. [1.3]
All compound words  20 alim-pody

Entry (3/5)21  fody
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 rindrina (mirindrina). [Tanala] [1.78]
All compound words  24 voalavofody

Entry (4/5)25  fody
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27 voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy. [1.1]
Explanations in English  28 the Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour.
29 also another species of weaver-finch. Ploceus algondae. [1.2]
30 the rice-sparrow (the male is red in summer). [1.7]
Explanations in French  31 cardinal. [1.3, 1.54]
32 Foudia madagascariensis. [1.3]
33 petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été. [1.8]
34 Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces. [1.196]
Vocabulary  35  Zoology: birds
Synonyms  36 fitily
All compound words  37  10 combinations of this word
Scientific name 
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Entry (5/5)39  fody
Part of speech  40  noun
Explanations in French  41 Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody.. [Merina] [1.196]
Vocabulary  42  Botany

Anagrams  43 difo, 44 fody

Updated on 2025/11/09