Entry fodiana (ody)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika
Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1]
Explanations in English A returning ; a pretense [1.7]
Explanations in French Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement
Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer [1.3]
 Lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8]
Examples 
1Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra. [2.270]
2Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. [2.356]
Proverbs 

Entry fodiana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fitokanana [1.78]

Anagrams 

Updated on 2024/02/16