| Entry | 1 noana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
[1.1] |
| Explanations in English |
4 hungry
[1.2] 5 hungry 6 deflated (of a tire) [1.7] |
| Explanations in French |
7 qui a faim, affamé
8 dégonflé (se dit des pneus) [1.8] |
| Examples |
9 Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika:
[2.293]
10 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 11 Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470#106] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 18 fotsy tsinay, 19 lampana, 20 mai-molotra, 21 maivan-tsy zaka, 22 mangebaka, 23 miempaempa, 24 mifehy kibo, 25 mifezafezaka, 26 milelalela ny ambavafo, 27 mitakiky vava, 28 mitanatana vava, 29 mitsako dilana, 30 Mosarena, 31 rebaka, 32 refona, 33 reraka, 34 tsy mahatsindry tsihy, 35 vava takiky, 36 voan' ny aretimbilany |
| Combinations | 37 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word noana |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 39 añano, anano, 40 anona, añona, 41 naona, ñaoña, noana, 42 onana |
| Updated on 2026/04/27 |
|