Entry rebaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry rebaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry rebaka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] maty [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] simba; rava [Rakotosaona 1972]

2012/08/16