| Entry | 1 mosarena |
| Root | 2 mosary |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 [mosareña] [Tanala] noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo)
[1.78] 5 [Tanosy] noana [1.78] 6 Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1] |
| Explanations in English |
7 hungry, starved
[1.7] |
| Explanations in French |
8 affamé, en proie à la famine
[1.8] |
| All compound words | 9 2 combinations of that word |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 manesora, mosarena |
| Updated on 2026/02/05 |
|