| Entry | 1 mitombo |
| Root | 2 tombo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 [Antesaka] mihalehibe; mihamaro
[1.78] 5 Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy 6 Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina 7 Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io 8 Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao 9 Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to increase; to grow
[1.7] |
| Explanations in French |
11 croître
[1.8, 1.13] 12 augmenter [1.8] 13 pousser, grandir, se développer [1.13] |
| Examples |
14 mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
[2.470#82]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 20 mamokatra, 21 manabe voho, 22 manana, 23 manao be filaza, 24 manao filazan-dRamitraho, 25 manao hararaotra, 26 manao kitsanitsany, 27 manao laza habobo, 28 manao laza masaka, 29 manao lazam-balala, 30 manao laza rezatra, 31 manao tera-bao filaza, 32 manitatra, 33 manjanaka, 34 masadroatelo, 35 matavy filaza, 36 mihalehibe, 37 mihamafy, 38 mihasarotra, 39 mihombo, 40 miitatra, 41 milaza valamaty |
| Combinations | 42 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitombo |
| Proverbs | 43 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|