| Entry | 1 manitatra |
| Root | 2 itatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io.
5 Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny. 6 Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra. [1.1] |
| Explanations in French |
7 élargir, agrandir, exagérer, étendre.
[1.13] |
| Morphology |
|
| Analogs | 12 manaofilazandramitraho, 13 manaoterabaofilaza, 14 matavyfilaza |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 manatitra, 17 manitatra, 18 mitantarà , mitantara |
| Updated on 2025/11/12 |
|