|
|
|
|

Entry 1  mihamafy
Root  2 mafy
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy. [2.472#84]
5  mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. [2.436#]
6  Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. [2.445#]
7  mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [2.470#55]
Combinations  8  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihamafy

Updated on 2026/02/26