| Entry | 1 miitatra |
| Root | 2 itatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
5 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa 6 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy 7 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1] [mitatra] 8 mitombo habe [1.13] |
| Explanations in French |
[mitatra]
9 se dilater
[1.13] |
| Examples |
10 Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza
[2.472#46]
11 Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 16 mitatra |
| All compound words | 17 tava miitatra |
| Anagrams | 18 miatitra, miitatra, 19 mitaitra |
| Updated on 2025/11/09 |
|