Entry miantsinanana (atsinanana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy [Rajemisa 1985]
English definition to go to the east [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition aller vers l'est [Hallanger 1974]
Examples 
1Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[Fox: Hainteny, number 168]
2Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 63]
3Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 229]
Morphology 
miantsinanana
niantsinanana
hiantsinanana
miantsinanàna
Quotes 
Analogy  mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana

Entry miantsinanàna (atsinanana)
Part of speech imperative of active verb miantsinanana [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/17