Entry mianatsimo (atsimo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha mankany atsimo
¶ Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha [Rajemisa 1985]
English definition to go to the south [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition aller vers le sud [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mianatsimo
nianatsimo
hianatsimo
mianatsinoma
Analogues  mianavaratra ~ miantsinanana ~ miankandrefana
Quotes 

2010/05/14