|
|
|
|

Entry1  hamaroana
Root  2 maro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao. [1.1]

Anagrams  5 amahorana, 6 amoharana, 7 amorahana, 8 hamaroana

Updated on 2025/11/11