| Entry | 1 ankamaroany |
| Root | 2 maro |
| Part of speech | 3 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 jereo ankabeazany.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 en masse.
[1.3#435] |
| Examples |
6 Rendremana matory ny ankamaroany.
[2.499]
7 Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472] 8 Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508] |
| Morphology |
|
| All compound words | 10 2 combinations of this word |
| Anagrams | 11 ankamaroany, 12 manakoriàna, manakoriana, 13 maraokanina |
| Updated on 2025/11/12 |
|