| Entry | 1 fanamaroana |
| Root | 2 maro |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahamaro.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de multiplier, de rendre nombreux.
[1.3#435] |
| Examples |
6 Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina.
[2.285#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|