Entry | 1 marikoditra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 marika, hoditra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo 5 [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka |
Examples |
6 [2.470#] Tsy marary tsy marikoditra ny zanany.
7 [2.285#] Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. |
All compound words |
|
Vocabulary | 9 Health |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |