Entry mangorotsoka (horotsoka)
Part of speech active verb
Allegation Word or expression seen in: manembona
Examples An-doha manina am-po malahelo
odian-tsy jerena ny zanaka tsy hendry
kanjo mangorotsoka ihany ny aina
fa izay manan-janaka adala no sahirana
[Fox: Hainteny, number 313]

Updated on 2020/07/31