Entry mahatsiahy (tsiahy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento
¶ Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy [Rajemisa 1985]
French definition se souvenir, se rappeler [Abinal 1888]
Morphology 
mahatsiahy
nahatsiahy
hahatsiahy
mahatsiahiva
Quotes 

2010/05/14