|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandringa
Root  2 ringa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
5 (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1]
Explanations in English  6 to limp [1.7]
Explanations in French  7 boiter, clocher [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Vocabulary  12  Health 13  Zoology: veterinary art
Analogs  14  mihantsika, 15  mikirimbana, 16  mikolepaka, 17  mikotringa, 18  milepaka, 19  mitolantsika, 20  mitoletsika, 21  mitolitsika, 22  tolakaila, 23  tsapika
Proverbs  24  Proverbs containing that word
Article  25 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Entry (2/2)26  mandringà
Root  27 ringa
Part of speech  28  imperative of active verb mandringa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  29 mandrangy, mandringà, mandringa

Updated on 2025/11/21