Entry mihantsika (hantsika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana
Mitovy hevitra: mamokoka ~ milantsika ~ miletsy ~ mivokoka [Rajemisa 1985]
Morphology  
mihantsika
nihantsika
hihantsika

Entry mihantsika
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mandra, mamaly [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/04/23