|
|
|
|

Entry1  milepaka
Root  2  lepaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany
Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka?
Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8 milepaka, 9 mipelaka, 10 pilamake

Updated on 2025/09/12